2022-04-17 12:49:57 +00:00
|
|
|
\v 52 Jesosy nivola tamin'ny lohan'ny mpisoro, tamin'ireo kapitenin'ny tempoly, sady tamin'ireo loholo zay avy hanohitsy Gnazy hoe: " Avy manahaky gny hisambotsy mpangalatsy va nareo, miaraky amin'ny meso voho langilangy? \v 53 Tamy Zaho niaraky tagnaminareo isan'andro tao an-tempoly, tsy nisambotsy Gnahy nareo. Fa zao ro oronareo, voho gny fahefan'ny maiky."
|