2022-04-12 13:22:56 +00:00
|
|
|
\v 42 Fa loza ho gnanareo ry Fariseo, fotony mandoa gny ampahafolon'ny solila voho gny rota sady gny hazo hafa egny an-tsaha nareo, nefa tsy norarahinareo gny fahamarigna voho gny fitiavan-Dranagnahary. Ila gny manao gny to voho mitea an-Dranagnahary, ro sady tsy magnalino gny manao reo raha hafa avao koa.
|