msh_luk_text_udb/01/50.txt

1 line
222 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2022-01-24 11:00:07 +00:00
\v 50 Fa maharitry ho gnan'ny taranaky faramandimby zay matahotsy gn' Azy gny famindram-pony. \v 51 Nampiseho gny heriny tamin'ny gny sandriny Ie; Sady nagnaparitaky reo zay nibohaboha tagnamin'ny vetsivetsy gny fony rozy.