msh_lev_text_udb/16/25.txt

2 lines
229 B
Plaintext

\v 25 Tsy maintsy magnoro gny sabora amin'ny fagnatitsy nohon'ny ota eo amin'ny alitara ie. \v 26 Zay nandefa gny azazela la tsy maintsy manasa gny a
kanjony voho mandro amin'ny rano; afaran'izay, la himpoly agny amin'ny toby ie.