msh_lev_text_udb/16/12.txt

1 line
450 B
Plaintext

\v 12 Tsy maintsy mangalaky fangalam-bolo atsiky vaim-bolo bakeo amin'ny alitara eo agnatrehan'i Yaveh, miaraky amin'ny ditin-kazo maliniky eran'ny tagna, sady manday reo raha reo ao agnatin'ny efitsy lamba. \v 13 Ao ie ro tsy maintsy mametraky gny ditin-kazo ho ao agnaty bolo eo agnatrehan'i Yaveh mba hagnaro gny fiaro fagnaovam-pagnavota eo agnabon'ireo didim-pagnekena gny rahona bakamin'ny ditin-kazo. Tsy maintsy manao izay ie mba tsy ho faty.