msh_lev_text_udb/16/01.txt

1 line
480 B
Plaintext

\v 1 Nivola tamin'i Mosesy i Yaveh__ izay la tafaran'ny nahafatesan'ireo anak'i Arona roe lahy, lafa nandeha nagnarikitsy gnan'i Yaveh rozy sady maty bakeo. \v 2 Hoy Yaveh tamin'i Mosesy hoe: " Miresafa amin'i Arona rahalahinao sady ambarao ie mba tsy ho avy amin'ny fotoa iaby agny amin'ny fipetraha masy mare agnatin'ny efatsy lamba, eo agnatrehan'ny sarom-pagnavota zay eo amin'ny fiara. Laha manao izay ie,la ho faty fotony miseho amin'ny raho eo amin'ny sarom-pagnavota Zaho.