msh_lev_text_udb/14/54.txt

1 line
443 B
Plaintext

\v 54 Izay ro lalagna ho an'ireo karazan'aretin-kolitsy mifalo iaby voho reo raha zay miteraky arety manahaky izay, voho ho an'ny hilihily, \v 55 gny amin'ny maty foty amin'ny salony voho amin'ny tragno, \v 56 gny amin'ny mamontsina, gny amin'ny manako-pery, sady gny amin'ny mifaritsy foty mangirana, \v 57 mba ahafantara laha misy amin'ireo tranga reo ro maloto na malio. Izay ro lalagna ho an'ny aretin-kolitsy mifindra voho gny maty foty."