msh_lev_text_udb/14/36.txt

1 line
557 B
Plaintext

\v 36 Bakeo la handidy gnan-drozy gny mpisoro mba hanafoanan-drozy gny tragno mialohan'ny hilirany ao hagnenty gny fisiany maty foty, mba tsy hisy na ino na ino ho voaloto ao amin'ny tragno. Afaran'izay la tsy maintsy hilitsy ao mba hijery gny tragno gny mpisoro. \v 37 Tsy maintsy magnenty gny maty foty ie laha amin'ny rindrin'ny tragno izay, sady hijery laha manopy maintso na manopy mena gny filentehany eo amin'ny rindrin'ny tragno. \v 38 Laha misy maty foty gny tragno, la hiboaky gny mpisoro ka hagnily gny varavaran'ny tragno agnatiny gny hafitoana.