1 line
461 B
Plaintext
1 line
461 B
Plaintext
\v 6 Hangalaky gny voro velo voho gny hazo sedera, sady kofehy jaky voho gny hysopa bakeo gny mpisoro, sady hampitsoboky reo raha reo,mbamin'ny voro velo,ao amin'ny lion'ny voro zay nivinonony tao amin'ny rano nalany tamin'ny rano mandeha. \v 7 Bakeo la hatondrakin'ny mpisoro im-pito amin'ny olo holioviny amin'ny arety izay rano izay,sady bakeo hagnambara gnazy ho malio gny mpisoro. Bakeo la hagnafaky gny voro velo ho agny amin'ny saha malalaky gny mpisoro. |