msh_lev_text_udb/13/56.txt

1 line
732 B
Plaintext

\v 56 Laha magnenty gny singa gny mpisoro, sady laha matromatro gny maty foty lafavoasasa, la tsy maintsy manataky gny faritry maloto eo amin'ny akanjo na eo amin'ny hasim-bazaha foty, na eo amin'ny tenonana fitaova fanjairany ie. \v 57 Laha mbo miseho amin'ny akanjo hatragny gny maty foty, na amin'ny tenona na amin'nyfitaova fanjairany,na amin'ny raha iaby natao tamin'ny hasim-bazaha foty, la miperitaky izay. Tsy maintsy magnoro gny raha iaby zay nisy gny maty foty nareo. \v 58 Gny lamba naraha vita tamin'ny tenona na nozairiny tamin'ny volon'aondry na fizavatra vitatamin'ny hasim-bazaha foty vita tamin'ny holitry__ laha manasa gny raha nareo ka miala gny maty foty ,la tsy maintsy sasa fanindroany lay raha, la halio izay.