msh_lev_text_udb/13/29.txt

1 line
409 B
Plaintext

\v 29 Laha misy johary na ampela misy areti-mifinrda eo amin'ny kabeso na saoka, \v 30 la tsy maintsy magnenty gny olo amin'ny areti-mifalo gny mpisoro mba hagnenty laha miseho laliky mare noho gny eo amin'ny hoditry izay, sady laha misy mavomavo, volo manify ao amin'izay. Laha misy, la tsy maintsy magnambara gnazy ho maloto gny mpisoro. Hilihilyizay, areti-mifalo eo amin'ny kabeso na amin'ny saoka izay.