msh_lev_text_udb/13/18.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 18 Laha misy vay eo amin'ny hoditry gny olo raiky ka sitrana izay, \v 19 sady laha misy mamotsiky foty na holatry gny fery,mena foty eo amin'ny toeran'ilay vay, la tsy maintsy aseho an'ilay mpisoro izay. \v 20 Hagnenty izay gny mpisoro mba hijery laha miha-milentiky ambanin'ny hoditry izay,sady laha nivaliky foty gny volo eo.Laha izay,la tsy maintsy magnambara gnazy izay, la tsy miantsy magnambara gnazy ho maloto gny mpisoro. Areti-mifindra izay, laha mitombo eo amin'ilay toera izay nisy gny vay izay.