msh_lev_text_udb/13/01.txt

1 line
314 B
Plaintext

\v 1 Nisafa tamin'i Mosesy voho Arona i Yaveh, nanao hoe: \v 2 " Lafa misy mamotsiky na manako-pery na mifaritsy mangirana amin'ny hoditsy gny vatany,ka lasa mamindra izay sady misy areti-koditry gny vatany, la tsy maintsy andesiny agny amin'ny Arona mpisorombe ie, na amin'ny raiky amin'ireo anaky lahiny mpisoro.