msh_lev_text_udb/12/07.txt

1 line
445 B
Plaintext

\v 7 Bakeo la hanolotsy izay eo agnatrehan'i Yaveh sady hanao fagnonera ho gnazy, la ho voalio amin'ny fikorinan'ny liony ie. Izay ro lalagna amin'ny ampela zay miteraky na aja johary na aja ampela. \v 8 Laha tsy afaky manolotsy aondry ie, la tsy maintsy mangalaky voromailala roa na ana-boromailala roa, gny raiky ho fagnatitsy oroa sady gny raiky hafa ho fagnatitsy nohon'ny ota, sady hanao fanonera ho gnazy gny mpisoro; la halio ie bakeo."