msh_lev_text_udb/07/31.txt

1 line
221 B
Plaintext

\v 31 Ao gny mpisoro hagnoro gny sabora eo amin'ny alitara, fa gny tratrany la gnan'i Arona vo reo avorohotany. \v 32 Ao hameanareo gny mpisoro gny feny havana ho fagnatitsy aseho ao amin'ny soron'ny fanati-pilongoanareo.