1 line
443 B
Plaintext
1 line
443 B
Plaintext
\v 21 Ho vita amin'ny menaky agnaty lasitsy mofo izay. Lafa vonto menaky izay, la ho andesinao militsy. Voaendy ro hanoloranao gny fagnatitsy voa mba hamoaky hagnitsy malemy ho gnan'i Yaveh. \v 22 Gny anaky lahin'ny mpisorombe zay avy ho mpisorombe vaovao amin'ireo anakilahy ro hanolotsy izay. Araky gny fa nandidia hatrizay, la horoa ho gnan'i Yaveh iaby izay. \v 23 Gny fagnatitsy voan'ny mpisoro la ho oroa manontolo. Ao tsy ho hany izay." |