1 line
381 B
Plaintext
1 line
381 B
Plaintext
\v 14 Zao ro lalan'ny fagnatitsy voa. Hanolotsy izay eo agnatrehan'i Yaveh magnatriky gny alitara reo anaky lahin'i Arona. \v 15 Hangalaky koba soa lisa eraky gny tagna amin'ny fagnatitsy voa vo amin'ny diloilo sady ditin-kazo magnitsy zay eo agnabon'ny fagnatitsy voa gny mpisoro, sady hagnoro izay eo agnabo alitara mba hamoaky fofo magnitsy manahaky gny fanati-pahatiarova izay. |