msh_lev_text_udb/05/05.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 5 Laha meloky amin'izay iaby izay gny olo raiky, la tsy maintsy migneky zay heloky iaby nataony ie. \v 6 La ao ie handay fagnatitsy noho gny heloky amin'i Yaveh nohon'ny fahota zay fa vitany biby vavy raiky bakamin'ny aondry aman'aosy, na anak'aondry na aosy, ho an'ny fagnatitsy nohon'ny ota, sady gny mpisoro la hanao fagnavota ho gnazy mahakasiky gny fahotany.