msh_lev_text_udb/04/34.txt

1 line
564 B
Plaintext

\v 34 Gny mpisoro la hangalaky gny sombiny amin'ilay lion'ny fagnatitsy nohon'ny ota amin'ny ratsan-tagnany sady hametraky izay eo amin'ireo tandroky gny alitara ho fagnatitsy oroa, sady ho ararany eo amin'ny fanambanin'ny alitara iaby gny lion'izay. \v 35 Hangalaky gny sabora iaby ie, manahaky gny nangalany gny saboran'ilay anak'aondry tamin'ny soron'ny fanati-pilongo, sady ho oroan'ny mpisoro eo amin'ny alitara eo agnabon'ny fagnatitr'i Yaveh natao tamin'ny bolo izay. hanao fanavota ho gnazy gny mpisoro nohon'ny ota zay nataony, sady ho voavela lay johary.