\v 16 Gny mpisoro voahosotsy la handay sombiny amin'ilay lion'ilay amby ho agny amin'ny tragno lay fihaogna, \v 17 sady hampidrobo gny tagnany ao amin'ilay liosady hanodraky izay im-pito eo agnoloan'i Yaveh eo agnoloan'ilay lamba .