1 line
492 B
Plaintext
1 line
492 B
Plaintext
\v 13 Laha manota tsy nahy gny fiangonan'Israely iaby, sady tsy mahafantatsy gny fiangona fa nanota rozy sady nanao zay nandraran'i Yaveh tsy ho atao, sady laha meloky rozy, \v 14 la lafa fantatsy gny ota nataon-drozy, la ao gny fiangona hanolotsy vantotr'aomby ho fagnatitsy nohon'ny ota sady handay izay eo agnoloan'ny tragno lay fihaogna. \v 15 Reo loholon'ny foangona la hametraky gny tanan-drozy eo amin'ny lohan'ilay aomby agnoloan'i Yaveh, sady ho vonoy eo agnoloan'i Yaveh aomby lahy. |