1 line
302 B
Plaintext
1 line
302 B
Plaintext
\v 14 Laha fagnatitsy oroa voro gny fagnatitsy ho gnan'i Yaveh, la tsy maintsy manday na domoina na ana-boromailala ho fagnatitsy ie. \v 15 Tsy maintsy manday izay eo amin'ny alitara gny mpisoro, manola gny lohany, sady mandoro izay eo amin'ny alitara. Sady la araraky eo amin'ny alitara gny lion'izay. |