msh_lev_text_udb/01/05.txt

1 line
260 B
Plaintext

\v 5 La ao ie hamono gny ombilahy eo agnoloan'i Yaveh. Reo anak'i Arona, reo mpisoro, la hanolotsy lio sady hanondraky izay eo amin'ny alitara zay eo amin'ny filira magnagny amin'ny lay fihaogna. \v 6 La ao ie hamolo gny fagnatitsy oroa sady hitetitetiky izay.