\v 25 Na ia na ia olo mihina gny saboran'ny biby zay mety ataon'ny olo ho soro natao tamin'ny bolo ho gnan'i Yaveh, la ao ho ala amin'ny vahoakany izay olo izay. \v 26 Ao nareo tsy hihina lio na bakamin'ino na bakamin'ino ao an-tragnonareo, na bakamin'ny voro izay na biby. \v 27 Na ia na ia mihina lio, la ao ho ala eo amin'ny vahoakany izay olo izay."'