auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2021-07-28 17:11:46 +03:00 committed by root
parent 4fca6e0e8a
commit 98baf8ebdd
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 1 Laha misy manday fagnatitsy voa ho gnan'i Yaveh, la ao ho koba soa lisa gny fagnatitsy, sady handraraky diloilo eo amin'izay vo hametraky diti
\v 1 Laha misy manday fagnatitsy voa ho gnan'i Yaveh, la ao ho koba soa lisa gny fagnatitsy, sady handraraky diloilo eo amin'izay vo hametraky ditin-kazo magnitsy eo amin'izay ie. \v 2 Handay gny fagnatitsy eo amin'ireo mpisoro anak'i Arona ie, la hangalaky koba soa lisa eran'ny tana miaraky amin'ny diloilo vo ditin-kazo magnitsy eo amin'izay gny mpisoro. La handoro gny fagnatitsy eo amin'ny alitara ho fa