msh_lev_text_udb/16/17.txt

1 line
735 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2021-08-01 01:44:53 +00:00
\v 17 Tsy misy tokony ho ao amin'ny gny fihaogna lafa militsy ao amin'izay mba hanao fagnavota ao amin'ny toera masy mare i Arona, sady zisiky iboahany voho zisiky ivitany gny fanavota ho an'ny vatany voho ho an'ny fianakaviany, sady ho an'ny fikambanan'i Israely iaby. \v 18 Tsy maintsy miboaky eo amin'ny alitara zay eo agnatrehan'i Yaveh ie sady manao fagnavota ho an'izay, sady tsy maintsy mangalaky amin'ny lion'ny vantotr'aomby lahy voho gny amin'ny lion'ny aosy lahy ie sady mametraky izay magnodidy gny tandroky gny alitara iaby. \v 19 Tsy maintsy manondraky gny ampahany amin'ilay lio eo amin'izay amin'ny tagnany im-pito ie mba hagnaliova izay voho hagnakona izay ho gnan'i Yaveh, lavitr'ireo asa maloton'ny vahoakan'Israely.