auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-06-27 09:56:13 +03:00 committed by root
parent 18c746da87
commit abe81aa0cd
4 changed files with 0 additions and 4 deletions

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 17 Fa nareo, ry malala, tiarovo reo safa ze nivolagnin'ireo apostolin'i Jesosy kristy Tompontsika taloha. \v 18 Hoy rozy tagnaminareo: " Fa amin'ny gn'andro farany la hisy mpagnaraty ze hagnaraky gny filan'ny haratiam-pagnahiny." \v 19 Reo olo reo la mitariky fisaraha. Rozy la olo araky gny nofo, sady tsy mana gny Fagnahy

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 20 Fa nareo, ry malala, mioregna soa eo amin'ny finoanareo masy mare, sady mivavaha amin'ny Fagnahy Masy. \v 21 Mipetraha nareo ao amin'ny hatean-Dranagnahary, sady lignaso gny famindram-pon'i Jesosy Kristy Tompontsika ze manday gnanao ho amin'ny fiaigna la traky farany.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 22 Mamindra fo agnamin'ireo ze misalasala. \v 23 Vonjeo sady tariho hiala amin'ny bolo gn'olo sasany. Sady gny sasany koa amin-drao fo amin-tahotsy. Mankahala ndra la hatramin'ny salotsy nilinoton'ny nofo aza.

View File

@ -1 +0,0 @@
\v 24 Sady ho gnan'ize miaro gnanareo mba tsy ho meloky, sady hahavy gnanao hijoro agnatrehan'ny voninahiny, tsy misy tsiny sady am-pifalia bevata, \v 25 amin-Dranagnahary toka Mpamonjintsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika anie, gny voninahitsy, gny fahelehibeaza, gny fahefa, gny hery, talohan'ny fotoa iaby, henanizao, sady la traky farany. Amena