auto save

This commit is contained in:
Masikoro-001 2022-01-30 06:15:11 +03:00 committed by root
parent 3c8df8ce77
commit 32e8a2c744
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ry malala, laha igny nanao gny ezaky iaby hanoratsy ho gnanareo gny mahakasiky gny famonjea hiombognantsika igny zaho, la nanoratsy ho gnanareo aho mba hanosiky gnanareo hialy mare ho gnan'ny finoa zay fa natolotsy ndraiky avao ho gnan'ireo mpino. \v 4 Fa ho gnan'ny olo sasany nisisiky
\v 3 Ry malala, laha igny nanao gny ezaky iaby hanoratsy ho gnanareo gny mahakasiky gny famonjea hiombognantsika igny zaho, la nanoratsy ho gnanareo aho mba hanosiky gnanareo hialy mare ho gnan'ny finoa zay fa natolotsy ndraiky avao ho gnan'ireo mpino. \v 4 Fa ho gnan'ny olo sasany nisisiky antsokosoko eo agnaminareo. Reo la olo voamariky ho gnan'ny fanameloha. Reo la olo raty fagnahy zay manevateva gny fahasoavan-Dranagnahary ho agny amin'ny fipozepozea, sady la tsy magnenky gny Andriana voho gny Tompo tokantsika