msh_jud_text_reg/01/24.txt

1 line
338 B
Plaintext

Fa ho gnan'ny ze mangaro hoanareo tsy heloky, ka mahavy gnanareo hijoro angatrehan'ny gny voninahiny, tsy misy hakeo voho ankafalea bevata, amin-Dranagnahary toka Mpandombantsika tamin'ny alalan'i Jesosy Kristy Ndragnaharintsika lahy gny voninahitsy, gny habe, ny fahefa, gny hozatsy, fa ela taloha tany, henan'izao la zisiky farany. Amen