1 line
278 B
Plaintext
1 line
278 B
Plaintext
\v 20 Fa nareo koa ry longo, mifahara soa amin'ny gny finoanareo masy mare, ka la mivavaha amin'ny Fagnahy Masy. \v 21 Mifitara ami-gny hatean-Ndranagnahary gnanareo, voho lingaso gny fandeferan'i Jesosy Kristy Tompontsika ze manday nganao ho agny amin'ny fiainga tsy mety domo. |