msh_jhn_text_udb/06/04.txt

1 line
316 B
Plaintext

\v 4( Sady gny Paska , lay andro firavoravoan'ny Jiosy, la fa mariniky.) \v 5 Lafa nijery agnabony Jesosy ka nahita vahoaky lako namonjy Gnazy, la hoy Ie tamin'i Filipo hoe:" Aia ro hiviliantsika mofo mba hahafahan-drozy mihina?" \v 6 ( Fa Jesosy niresaky gnan'io mba hitsapa gnan'i Filipo, fa fa hainy zay hataony.)