msh_jhn_text_udb/14/01.txt

1 line
364 B
Plaintext

\v 1 Ka enga hangorohoro gny fonareo. Mino gnanin-Dranagnahary nareo, la minoa Gnahy koa. \v 2 Misy efitsy maro ao an-tragnon'ny Raiko.Laha ohatsy ka tsy io, la fa niresaky taminareo Aho, fa hagnoma toera ho gnanareo. \v 3 Laha handeha Aho ka hagnoma toera ho gnanareo, la himpoly ndraiky aho ka handramby gnanareo ato Amiko, ka zay misy Ahy la hisy gnanareo koa.