msh_jhn_text_udb/13/36.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 36 Hoy Simona Petera taminy hoe:" Tompo, fa andeha ho aia Iha?" Namaly Jesosy hoe:" Zay handehanako , la tsy afaky hagnarahanareo Gnahy zaho, fa hagnaraky nareo agny afara." \v 37 La hoy Petera taminy hoe:" Tompo, nagnino aho ro tsy afaky magnaraky Gnanao zao? Hafoiko ho Gnanao gny aiko." \v 38 La namaly Jesosy hoe:" Hafoiko ho Gnahy va gny ainao? Resahako aminao, marina la marina tokoa, fa mbo tsy hagneno akory gny akoho la fa handa Gnahy in-telo iha."