msh_jhn_text_udb/12/09.txt

1 line
407 B
Plaintext

\v 9 Sady nisy vahoaky maro tamin'ireo Jiosy nahay fa teo Jesosy , ka namonjy rozy, tsy ho gnan'i Jesosy raiky avao, fa mba hahita gnan'i Lazarosy avao koa lay natsangan'i Jesosy tamin'ny maty. \v 10 Reo lohan'ny mpisoro la nitetiky niaraky mba hahafahan-drozy manosiky gnan'i Lazarosy amin'ny fahafatesa avao koa; \v 11 fotony noho Ie ro nahatonga gny ankamaroan'ireo Jiosy andeha voho nino gnan'i Jesosy.