\v 7 Jesosy nanao hoe:" Engao ie mba hitanjaky zay hanagnany ho amin'ny andro handevegna Gnahy. \v 8 Ho eo aminareo mandrakariva gny mahantra, fa Zaho koa tsy ho eo aminareo mandrakariva."