1 line
463 B
Plaintext
1 line
463 B
Plaintext
\v 1 Enign'andro mialohan'ny paska , la avy tao Betania Jesosy, zay nitoeran'i Lazarosy, lay fa natsangan'i Jesosy tamin'ny maty. \v 2 Ka nanao sakafo ho Gnan-drozy , sady Marta ro nandroso gnan-drozy, fa Lazarosy koa la agnisan'reo niara-nipetraky tamin'i Jesosy teo amin'ny latabo. \v 3 Bakeo nangalaky menaky magnitsy sarobidy , ka nagnositsy gny tombon'i Jesosy tamin'io, voho namafa gny tombony tamin'ny volon-dohany. Feno gny hagnitr'ilay menaky gny tragno |