msh_jhn_text_udb/11/51.txt

1 line
352 B
Plaintext

\v 51 Sady zay niresahiny la tsy nataony ho gnazy avao. Fa koa, noho ie mpisorobe tamin'io tao io, la naminany fa tokony ho maty ho gnan'ny firenena Jesosy; \v 52 sady tsy ho gnan'ny firenena avao koa, fa mba hampiray gny Anakin-Dranagnahary zay niparitaky koa. \v 53 Ka nanomboky tamin'io andro io la nanao tetiky gny fomba hamonoa gnan'i Jesosy rozy.