msh_jhn_text_udb/11/38.txt

1 line
441 B
Plaintext

\v 38 Bakeo ndraiky Jesosy, laha mbo vonto gny fagnahiny, la nagnegny amin'ny fasana . Sady Zohy io, voho misy vato magnaro gnazy. \v 39 Hoy Jesosy hoe:' Alao hiala gny vato." Marta , anabavin'i Lazarosy , lay maty, niresaky tamin'i Jesosy hoe:' Tompo, fa mantsy gny vatany laha amin'izaoro nahafatesany." \v 40 Sady Jesosy niiresaky taminy hoe:" tsy fa niresahako gnanao va fa , laha mino iha, la ho hitanao gny voninahitsin-Dranagnahary?"