msh_jhn_text_udb/11/08.txt

1 line
327 B
Plaintext

\v 8 Hoy reo mpianatsy taminy hoe:" Raby, amin'izao la magniry gny hitora-bato Gnanao reo Jiosy, ka mbo himpoly ho agny ndraiky va Iha? \v 9 Ka namaly Jesosy hoe:" Tsy folo roamby ora va gny fahazavan'ny andro? Laha misy olo mandeha amin'ny andro mazava , la tsy ho tafintohy ie, fotony mahita gny fahazavan'izao tontolo zao.