|
\v 3 Ie ro vahan'ny mpiamby vavahady. Mahare gny feony gny aondry , sady ie mikaiky gny aondriny manoka amin'ny agnarany ka manday gnazy miboaky. \v 4 Lafa namoaky gnazy iaby ie, la nialoha lala gnazy reo, sady magnaraky gnazy gny aondriny, fotony mahay gny feony. |