1 line
354 B
Plaintext
1 line
354 B
Plaintext
\v 10 Hoy rozy taminy hoe:" ka manao akory ary ro nahitan'ny masonao?" \v 11 Namaly ie hoe:" lay johary atao hoe Jesosy ro nanao feta ka nognosotdy gnan'io tamin'ny masoko ka niresaky tamiko hoe:' Mandehana agny Silona ka sasao gny masonao. La nandeha aho ka nanasa gnan'io, la nahita." \v 12 Hoy rozy taminy hoe:' Aia Ie?" La nivaliany hoe:" Tsy haiko." |