msh_jhn_text_udb/08/45.txt

1 line
304 B
Plaintext

\v 45 Kanefa, fotony milaza gny marina Aho, la tsy mino Gnahy nareo. \v 46 Ia aminareo ro magnameloky Gnahy amin'ny fahota? laha miresaky gny marina Aho, nagnino ro tsy hinoanareo? \v 47 Zay bakamin-Dranagnahary la mahare gny safan-Dranagnahary; tsy mahare gnan'io nareo fotony tsy bakamin-Dranagnahary."