msh_jhn_text_udb/08/39.txt

1 line
412 B
Plaintext

\v 39 Namaly rozy ka niresaky taminy hoe;" Abrahama ro rainay." Jesosy niresaky gnan-drozy hoe:" Laha anak'i Abrahama nareo, la hanao gny asan'i Abrahama. \v 40 Kanefa , amizao nareo mila hamono Gnahy, zay johary niresaky taminareo gny marina zay reko tamin-dranagnahary. Abrahama tsy nanao gnan'io. \v 41 Nareo la manao gny asan'ny rainareo tamin'ny fijangajanga rahay; raiky avao gny Rainay; la Ndranagnahary."