msh_jhn_text_udb/07/37.txt

1 line
266 B
Plaintext

\v 37 Ary tamigny farany ,andro bevata amigny fahazotoa ,la nitsanga jesosy voho nivola mare hoe; ''laha misy mangetaheta ,engao ie hamonjy ahy noho hino. \v 38 Zay mino Gnahy ,araky gny voalazan'ny Soratsy Masina, la hikoria bakao an-kibony gny onin'ny rano velo."