msh_jhn_text_udb/07/35.txt

1 line
337 B
Plaintext

\v 35 Nohon'io reo Jiosy la nifampiresaky hoe:" Fa handeha ho aia io johary io ro tsy vitantsika gny hila Gnazy? handeha ho agny amin'ireo zay niparitaky nagnagny amin'i Grika la hagnanatsy reo Grika va? \v 36 Sady ino gny dikan'ny safa niresahiny hoe:" Hila Gnahy nareo fa tsy hahita Gnahy; zay handehanako , tsy ho azonarep handehana?"