msh_jhn_text_udb/06/26.txt

1 line
383 B
Plaintext

\v 26 Jesosy namaly gnan-drozy , nanao hoe:' Resahako aminareo marina, la marina tokoa, fa mila Ahy nareo, tsy nohon'ny nahitanareo famantara, fa nohon'ny nihinananareo gny mofo ka vintsy. \v 27 Ka miasa ho gnan'ny hany mety rava, fa miasa ho gnan'ny zay maharitsy ho gnan'ny fiaigna mandrakizay zay amean'ny Anak'olo gnanareo, fotony Ndranagnahary Ray ro nagnisy tombo-kase taminy."