1 line
290 B
Plaintext
1 line
290 B
Plaintext
\v 16 Lafa ariva gn'andro , la nizotso tegny amin'ny ranomasina reo mpianany. \v 17 Nandeha tao agnatiny sambokely rozy, ka niampita gny ranomasina ho agny Kapernaomy. Fa mahiky tamin'izay, sady Jesosy mbo tsy avy tamin-drozy teo . \v 18 Nisy nitsioky mare, sady niha-nahery gny ranomasina. |