msh_jhn_text_udb/06/10.txt

1 line
461 B
Plaintext

\v 10 Sady Jesosy nilaza hoe:' Apetraho olo reo" ( Sady feno akata teo amin'ilay toera.) Ka la nipetraky gn'olo, teo amin'ny ;imy arivo teo gny isany. \v 11 Bakeo Jesosy nangalaky reo mofo ka lafa baka nisaotsa , la nizara gnan'io tamin'ireo zay nipetraky teo. Manahaky gnan'io avao koa ro nataony tamin'ny fia , maro araky zay nilan-drozy. \v 12 Lafa vintsy gn'olo, la hoy Ie tamin'ireo mpianany hoe:' Avorio reo sombintsombiny tavela, mba tsy hisy ho trobo."