msh_jhn_text_udb/04/51.txt

1 line
231 B
Plaintext

\v 51 Laha igny ie nizotso igny, la nitsena gnazy reo mpanompony, nilaza fa velo gny gnanany. \v 52 sady ie nagnontany gnan-drozy gny ora zay nanaretany. La hoy rozy taminy : nimaly tamin'ny ora fahafito ro nialan'ny tazo taminy. "