msh_jhn_text_udb/04/43.txt

1 line
378 B
Plaintext

\v 43 Tafaran'ireo roe andro , la niala bakao Ie hagnagny Galilia. \v 44 Fa Jesosy mihintsy ro magnambara fa gny mpaminany la tsy manan-danja ao amin'ny taniny manoka. \v 45 :afa avy tao Galilia Ie, la nandramby Gnazy reo Galiliana. Rozy la nahita gny raha iaby zay anatony tao Jerosalema tamin'ny andro firavoravoa, fotony nandeha tagny amin'ny andro firavoravoa avao koa rozy.